1. Though I speak with the tongues of men and of angels, and have not charity, I am become as sounding brass, or a tinkling cymbal.
1. Quand je parlerais les langues des hommes et des anges, si je n`ai pas la charité, je suis un airain qui résonne, ou une cymbale qui retentit.
1. Na dia miteny amin’ny fitenin’ny olona sy ny anjely aza aho, kanefa tsy manana fitiavana, dia tonga varahina maneno sy kipantsona mikarantsana aho.
2. And though I have the gift of prophecy, and understand all mysteries, and all knowledge; and though I have all faith, so that I could remove mountains, and have not charity, I am nothing.
2. Et quand j`aurais le don de prophétie, la science de tous les mystères et toute la connaissance, quand j`aurais même toute la foi jusqu`à transporter des montagnes, si je n`ai pas la charité, je ne suis rien.
2. "Ary na dia manana ny fanomezan’ny faminaniana aza aho, ary mahafantatra ny zava-miafina rehetra, sy ny fahalalana rehetra; ary na dia manana ny finoana rehetra aza aho ka mahafindra tendrombohitra, kanefa tsy manana fitiavana, dia tsinontsinona aho."
3. And though I bestow all my goods to feed the poor, and though I give my body to be burned, and have not charity, it profiteth me nothing.
3. Et quand je distribuerais tous mes biens pour la nourriture des pauvres, quand je livrerais même mon corps pour être brûlé, si je n`ai pas la charité, cela ne me sert de rien.
3. Ary na dia omeko hamahanana ny mahantra aza ny fananako rehetra, ary na dia atolotro hodorana aza ny tenako, kanefa tsy manana fitiavana aho, dia tsy mahasoa ahy akory izany.
4. Charity suffereth long, and is kind; charity envieth not; charity vaunteth not itself, is not puffed up,
4. "La charité est patiente, elle est pleine de bonté; la charité n`est point envieuse; la charité ne se vante point, elle ne s`enfle point d`orgueil,"
4. "Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo,"
5. Doth not behave itself unseemly, seeketh not her own, is not easily provoked, thinketh no evil;
5. elle ne fait rien de malhonnête, elle ne cherche point son intérêt, elle ne s`irrite point, elle ne soupçonne point le mal,
5. "Tsy manao izay tsy mendrika, tsy mitady ny azy, tsy mora sosotra, tsy misain-dratsy;"
6. Rejoiceth not in iniquity, but rejoiceth in the truth;
6. "elle ne se réjouit point de l`injustice, mais elle se réjouit de la vérité;"
6. "Tsy mifaly amin’ny heloka, fa mifaly amin’ny fahamarinana kosa;"
7. Beareth all things, believeth all things, hopeth all things, endureth all things.
7. elle excuse tout, elle croit tout, elle espère tout, elle supporte tout.
7. Miaritra ny zavatra rehetra, mino ny zavatra rehetra, manantena ny zavatra rehetra, maharitra ny zavatra rehetra.
8. Charity never faileth: but whether there be prophecies, they shall fail; whether there be tongues, they shall cease; whether there be knowledge, it shall vanish away.
8. La charité ne périt jamais. Les prophéties prendront fin, les langues cesseront, la connaissance disparaîtra.
8. "Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay; fa raha ny faminaniana, dia ho levona; na ny fiteny tsy fantatra, dia hitsahatra; na ny fahalalana, dia ho foana."
9. For we know in part, and we prophesy in part.
9. Car nous connaissons en partie, et nous prophétisons en partie,
9. "Fa sombintsombiny ny fahalalantsika, ary sombintsombiny ny faminaniantsika;"
10. But when that which is perfect is come, then that which is in part shall be done away.
10. mais quand ce qui est parfait sera venu, ce qui est partiel disparaîtra.
10. Fa rehefa tonga ny tanteraka, dia tsy hisy sombintsombiny intsony.
11. When I was a child, I spake as a child, I understood as a child, I thought as a child: but when I became a man, I put away childish things.
11. "Lorsque j`étais enfant, je parlais comme un enfant, je pensais comme un enfant, je raisonnais comme un enfant; lorsque je suis devenu homme, j`ai fait disparaître ce qui était de l`enfant."
11. " Fony mbola zaza aho, dia niteny toy ny zaza, nihevitra toy ny zaza, nisaina toy ny zaza; fa nony efa lehibe aho, dia nariako ny fahazazana."
12. For now we see through a glass, darkly; but then face to face: now I know in part; but then shall I know even as also I am known.
12. "Aujourd`hui nous voyons au moyen d`un miroir, d`une manière obscure, mais alors nous verrons face à face; aujourd`hui je connais en partie, mais alors je connaîtrai comme j`ai été connu."
12. "Fa ankehitriny, mizaha eo amin’ny fitaratra isika ka tsy mahita mazava; fa rahatrizay dia mifanatrika; ankehitriny ampahany no fantatro, fa rahatrizay dia ho fantatro toy izay nahafantarana ahy."
13. And now abideth faith, hope, charity, these three; but the greatest of these is charity.
13. "Maintenant donc ces trois choses demeurent: la foi, l`espérance, la charité; mais la plus grande de ces choses, c`est la charité."
13. "Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra: ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana; fa ny fitiavana no lehibe indrindra amin’ireo."